Mpanoratra Poeta malagasy - Poète de la Liberté, la Fraternité - Journaliste, musicien, peintre engagé - Membre Académie Malgache - POET of the FREEDOM, the BROTHERHOOD
Misaotra betsaka fa afaka nahita ilay tononkalo tiako fahiny tamin'ny tany am-pianarana fahizay aho. Tena mpanoratra nanan-talenta tokoa i Rado ka hotsarovana mandrakariva izy sy ny tononkalo nosoratany.
Si jamais tu surfes et tu tombes sur ce site, alors tu te rappelleras de ces moments insouciants et du fameux poème de Rado : Tiako fotsiny amin'izao Ny fitadiavana hono mahazaka maniraka.
Nilaozana sakaiza, tsy ampy ahadika ny toerana nolalovan'i Rado tao antokatranonay, ny haisoratrany no nanampy ahy nandiha iny lalan'ny hatanorako ka mbola hijoroko izao. Tao ireo indraindray nahakivy nefa raha namaky ny tononkalondRado dia toa fantany avy hatrany ny tao anatiko tao.
Misaotra anao Rado fa tsy nandalo akory ianao fa nitoetra , ary mbola hitoetra eo @ fiainanay.
Tapitr'eto ve ny lasa, ka hangina ny tantarany, Ka ny vovoka no hany sisa handrakotra ny tenany ? Tsia! Tsy avelany ho lo ireo sangan'asany, Fa ny fon'ny mpanakanto no tena fasana ilevenany!
Je tiens à présenter mes sincères condoléances à la famille de feu Rado/ Monsieur Andriamanantena Georges.
Mes compatriotes avec qui je serai au Festival International d'art et de poesie sous le thème de "Hommage à Madagascar" le 27 et 28 sept.à Molsheim en Alsace,sous le haut patronage de SE Irène Rabenoro ( ambassadrice de Madagascar auprès de l'UNESCO) de Madagascar en France,SE Rajaonarivony Narisoa (ambassadeur de Madagascar en France),Mme Michèle Rakotoson (écrivain),Mrs F-X Mahah (poète),Jean Ravelona (peintre) et moi même Dave Rabaraona Andriamamonjy (chanteur/Les Surfs),uniront nos coeurs pour lui rendre hommage.
Vao kely aho dia ny tononkalon'i Rado no novakiako tsy nisy fitsaharana satria feno, tsotra, milaza zava-maro, mahafehy ny zavatra rehetra. Na iza na iza namaky izany, mandainga raha tsy nahita teny iray, fehezan-teny iray mifanintsy amin'ny fiainany. Ka ataoko ahoana no tsy hisaotra anio? Midera an'Andriamanitra lehibe aho nanomezany antsika an'i Rado, satria izy mihitsy no fahendrena, fahatsorana, fifaliana, ary talenta. Izany angamba no niantsoan'ny Ray azy mba hamalifaly Azy, hanadinoan'ny setrasetran'olombelona. Tsy anao veloma anao aho Rado satria mitoetra ianao sy ny talentanao. Fisaorana ihany no asesiko.
Tena tamin'alahelo tokoa no nahenoana ny fahalasanan'i RADO! Roapolo taona mahery lasa tokoa izay dia tadidiko tsara ny valandresaka nataonao anay tany Alaotra mikasika ny literatiora.Toa toy ny vao omaly. Olon'ny fahendrena, fihavanana,fitiavana ary ny fanajana sy finoana an'Andriamanitra raha i RADO. Mandria ampiadanana RADO. "Avelao ny zanakao ho kamboty, ny vadinao hananon-tena fa Izaho no hiahy azy hoy Jehovah"
RADO, In Memoriam, Ce grand ami de mon pere; une amitie mutuellement respectueuse, discrete, mais solide. Car ils se sont connus des leur jeune age, ont frequente les memes ecoles. Mon pere etait parti, il y a 2 ans, maman avait suivi le meme chemin l'annee d'apres. RADO etait la pour soutenir la famille; une presence discrete, mais, o combien pleine de sens. Ce sens de l'amitie que seuls ces 2 hommes savaient le vivre a leur facon. Sorry, for the inevitable misspellings of many french(frog) words. I am using an american-ized computer. My sympathy for the family of RADO. And special thoughts for Voahangy Ramiejamanana & Andry ANDRIAMANANTENA whom I met during my schooling at College Mixte Rasalama. (years 1972-1975).