VOHIKALA MISY NY ASA SORATR'i ONITRA
Helitiana Délidine Randrianarison no tena anarany ary anaram-penina ny hoe "ONITRA".
Mpanoratra mpikambana tao amn'ny Havatsa U.P.E.M. Madagasikara izy, tao anatin'ilay nantsoina hoe: "zanaky ny faha-dimy amby efa-polo taona" ary maniry ny hisoratra ho mpikambana hatrany amin'izay rehetra momba ny tononkalo na dia efa aty andafin'ny riaka aza.
Malagasy mpankafy haisoratra sy tononkalo izy
Hoy izy :
"Tsy ny toerana no mahatonga an'ilay aingam-panahy fa ny fieritreretana ny tontolo manodidina sy ny zavatra niainana, arakarak'ilay tamberina ao anatin'ny saina ao :
Fahoriana, fifaliana, alahelo sy embona, ireo rehetra ireo entanin'ny aingam-panahy, amin'ny fotoana rehetra na eny ambony bus na ao am-pandriana na n'aiza n'aiza…"
Mpamonjy antsan-tononkalo izy fony mbola tany an-tanindrazana. - RAMANATANTARA, 20/07/07
*****
A WEBSITE ABOUT ONITRA'S POEMS
Her name is Helitiana Délidine Randrianarison.
Her pen name is ONITRA, She is a poet, a Madagascar Havatsa-U.P.E.M. member, within the group called "zanaky ny faha-dimy amby efa-polo taona" (the 45th year).
Although being taken abroad, always an active person, she is ready to join any poetical association.
This young Malagasy poet likes the writing and the poetry expressed in her mother tongue.
She says: "it is not the place which awakens the inspiration but the consideration of the surrounding environment and those who live there and according to the feelings such as sadness, enjoyment, sorrow and nostalgia... awaken in us the inspiration at any time and everywhere (in a bus or in a bed) - everywhere … "
In Madagascar she participated in the sessions of poetical readings and declamations. - RAMANATANTARA, 20/07/07
*****
UN SITE WEB DEDIE AUX POEMES DE ONITRA
De son vrai nom Helitiana Délidine Randrianarison, elle écrit sous le pseudonyme "ONITRA".
ONITRA est poète membre de Havatsa-U.P.E.M. Madagascar , au sein du groupe appelé "zanaky ny faha-dimy amby efa-polo taona" (Promotion de la 45 année). Bien qu’étant éloignée, à l’étranger, toujours active, elle est prête à intégrer toute association poétique.
Ce jeune poète malgache aime l’écriture et la poésie exprimées dans sa langue maternelle.
EIle dit : "Ce n’est point le lieu qui éveille l’inspiration mais la considération du milieu environnant et ceux qui y vivent et, cela en fonction des sentiments qui se dégagent de notre "moi" tels que tristesse, joie, chagrin et nostalgie...
Ils éveillent en nous l’inspiration à tout moment et partout ... que l’on soit dans un bus ou dans son lit - partout… "
A Madagascar elle participait aux séances de lectures et de déclamations de poèmes. – RAMANATANTARA, 20/07/07
Merci de SIGNER GUESTBOOK (LIVRE D'OR)
Nombreux sujets culturels sur Madagascar
RETOUR à
ONITRA Poeta malagasy - Havatsa UPEM MADAGASCAR - Poète malgache
Webmestre Olga HELISOA olga.helisoa@orange.fr
Mise en ligne 23/07//07 VISITEURS