
MANDONDOM-BARAVARANA
Am-pifaliana no hiarahabako anareo rehetra tsy an-kanavaka tonga mitsidika ity tranonkala ity. Mazotoa mankafy ny Kanto Malagasy, asandrato fa tsara nohon'ny an'ny hafa, aza mataho-masomena, omeo voninahitra ny antsika.
MALALASON na Rakotomalalason Jean Olivier dia poeta vao misandratra ary mpikambana ao amin'ny FARIBOLANA SANDRATRA. Ankoatra izay dia mpanoratra sy mpamoron-kira izy ary mpihira ao amin'ny tarika BITAKA.
_____________________________________________________