DianaChamia's gallery

A young talent: drawing, painting in MADAGASCAR by HELI'S MADAGASCAR Gallery - Dessins, peintures inedits d'une jeune artiste malgache - Sary, hosodoko asa tànan'i DIANA CHAMIA

EDITO - TENY FANOLORANA

Voninahitra ho anay manolotra anareo ity vohikala natokanay hampisehoana ireto asa tànan'i Diana Chamia ireto. 

 

DIANA CHAMIA

"TALENTA VAO MITSIMOKA 2008 hasehon'i HELI'S MADAGASCAR"

 

Tovovavy malagasy tanora dia tanora tokoa, 18 taona,  i Diana Chamia !

Voalohany izao no haseho ireto asa tànany ireto.

Izy ireo dia arovan'ny Copyright koa tsy azo halaina tahaka na hampiasaina.

Ity vohikala ity dia anisan'ireo fitaovan'i HELI'S MADAGASCAR Fampianarana Anterinety.

Manantena izahay fa hitohy ny fikelezan'i Diana Chamia aina amin'ny  fianarana sy fandalinana ny hosodoko. Hanara-dia ireo tanora malagasy maro manan-talenta anie izy.

Ny sary rehetra ato amin'ity vohikala ity dia (c) an'I DIANA CHAMIA avokoa fa nankininy ho fananana iandreketan'i HELI'S MADAGASCAR avokoa. -  Ny mpandrindra Olga HELISOA, 27/08/08

 


Découvrez Marvin Gaye!

 DIANA CHAMIA "Découverte artistique 2008  HELI'S MADAGASCAR"

 

C'est un honneur de vous présenter ce siteweb dédié aux dessins de Diana Chamia.

C'est une grande première !

Il est conçu gracieusement en vue de nous révéler le talent de cette jeune artiste malgache de 18 ans.

Ce site web fait partie des instruments de HELI'S MADAGASCAR E-Enseignement.

Toutes ces oeuvres, propriétes de DIANA CHAMIA, étant protégées par un Copyright ne peuvent pas être reproduites, ni utilisées même partiellement.

Nous souhaitons à Diana Chamia de persévérer dans ses études du dessin et de la peinture. - Webmestre Olga HELISOA, 27/08/08

 

 *****

 

 DIANA CHAMIA 

HELIS MADAGASCAR'S Artistic discovery on 2008

 
This website is dedicated to Diana Chamia, a malagasy painter.

It is the big first one !

It is gracefully conceived to reveal us this young malagasy's talent. Diana Chamia is an artist of 18 years old.

This web site is a part of HELI'S MADAGASCAR E-ENSEIGNEMENT instruments.

All these Diana Chamia's works being protected by a Copyright cannot be reproduced, nor used even partially.

Diana Chamia, we
wish you more studies of the drawing and the painting ! - webmaster Olga HELISOA,  27/08/08

 

 


Merci de SIGNER GUESTBOOK (LIVRE D'OR)


Nombreux sujets culturels sur Madagascar

RETOUR à

Hebergeur d'images


http://rahelys.unblog.fr

 

DianaChamia : a young talent, drawing, painting in MADAGASCAR - Tovovavy malagasy maneho ny vetsony amin'ny alàlan'ny hosodoko - Dessins inédits d'une jeune artiste malgache par HELI'S MADAGASCAR gallery

 

Mise en ligne 28/08/08   Visiteurs Locations of visitors to this page

– Webmestre Olga HELISOA  Contact olga.helisoa@orange.fr